LONGOKO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao voaantson'ny Tompo
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no fomban'ny tany
mahereza, ny Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo joyjkv fijaliany
F'izay te vhjpxtgf hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny tononkira.serasera.org fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, havako oyjy ô
raha mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
hitory ny vaovao mahafaly
Kanefa dia eso sy latsa
fihomehezana no valiny
aoka tsy ho kivy nefa ianao
f'izany no fomban'ny tany
mahereza, ny Tompo homba anao
sanatria izy tsy hanary anao.
longoko ô , havako ô
tsy mora anie ny manaraka azy
aoka ianao hanetry tena
ka hilanja ny hazo joyjkv fijaliany
F'izay te vhjpxtgf hamonjy ny ainy
izany no hahavery azy
izay mahafoy izao tontolo izao
no handova ny tononkira.serasera.org fanjakany.
aoka haharitra isika
hitondra ny hazo fijaliany
ka hizaka izay fahoriana
fa hisolo hasambarana.
longoko ô, havako oyjy ô
raha mahazo izao tontolo izao
nefa very ny fanahinao
dia tsy misy ny soa azonao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 577
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 01/02/2024 17:53
