JOANY (toko faha9) (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaorako anao ry Jesoa Tompo
ny fahasoavana narotsakao ho ahy
fa jamba, tsy nahita aho hatrizay
ankehitriny nositraninao tononkira.serasera.org hahiratra indray
inty aho Tompo ô, nahiratrao ny masoko
hanao izay sitrakao no faniriako
ny haizina aza efa nofoananao
ankehitriny izao tonga mazava...ao aminao
ny fahotana izay namatotra wpjk zxcie hatrizay
tsy notananao fa nodiovinao
ianao Jesoa ilay zanaky ny Ray
ilay inoako ankehitriny izao sy wpfvx ho mandrakizay.
refrain
interlude
refrain (miakatra)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 19:15