JOANY (toko faha9) (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaorako anao ry Jesoa Tompo
ny fahasoavana narotsakao ho ahy
fa jamba, tsy nahita aho hatrizay
ankehitriny nositraninao hahiratra indray

inty aho Tompo tononkira.serasera.org ô, nahiratrao jibsi ny nfdim masoko
hanao izay sitrakao no faniriako
ny haizina aza efa nofoananao
ankehitriny izao tonga mazava...ao aminao

ny fahotana izay qabrvir namatotra hatrizay
tsy notananao fa nodiovinao
ianao Jesoa ilay zanaky ny Ray
ilay inoako ankehitriny izao sy ho mandrakizay.

refrain
interlude
refrain (miakatra)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 179
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 26/01/2026 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305