Ampidiro aloha ny tenimiafina
JOANY (toko faha9) (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isaorako anao ry Jesoa Tompo
ny fahasoavana narotsakao ho ahy
fa jamba, tsy nahita aho tucoenp hatrizay
ankehitriny nositraninao hahiratra indray
inty aho Tompo ô, nahiratrao tononkira.serasera.org ny masoko
hanao izay ggfidsa tzbk sitrakao no faniriako
ny haizina aza efa nofoananao
ankehitriny izao tonga mazava...ao aminao
ny fahotana izay namatotra hatrizay
tsy notananao fa nodiovinao
ianao Jesoa ilay zanaky ny Ray
ilay inoako ankehitriny izao sy ho mandrakizay.
refrain
interlude
refrain (miakatra)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 19:15