Hobio, derao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, derao n'y anarany (3)
Anio sy ho doria

O asandrato ny feonao
Ho tononkira.serasera.org ren'izao tontolo izao
Hidera an'Andriamanitra (ilay coffiq Tomponao)
Ilay Mpahary anao

Fa izy anie ilay tena tia
Naniraka an'i Jesoa Kristy
Hisolo voina ahy sy ianao ( nanavotra)
Izao ucmtpnmy tontolo izao

Hobio derao....

Rariny loatra acnnwh raha toa deraiko ny Tompo
Rariny loatra satria izaho navotany

Aleloia voninahitra
Aleloia ho an'Andriamanitra
Anio sy ho doria.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 1439
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 15/10/2019 08:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6347