Hobio, derao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, derao n'y anarany tononkira.serasera.org (3)
Anio sy ho doria
O jqdhnt asandrato ny feonao
Ho ren'izao tontolo izao
Hidera an'Andriamanitra (ilay Tomponao)
Ilay Mpahary anao
Fa izy anie ilay tena tia
Naniraka an'i Jesoa Kristy
Hisolo voina ahy sy ianao ( nanavotra)
Izao tontolo izao
Hobio eabile derao....
Rariny loatra raha toa dlrno deraiko ny Tompo
Rariny loatra satria izaho navotany
Aleloia voninahitra
Aleloia ho an'Andriamanitra
Anio sy ho doria.
Anio sy ho doria
O jqdhnt asandrato ny feonao
Ho ren'izao tontolo izao
Hidera an'Andriamanitra (ilay Tomponao)
Ilay Mpahary anao
Fa izy anie ilay tena tia
Naniraka an'i Jesoa Kristy
Hisolo voina ahy sy ianao ( nanavotra)
Izao tontolo izao
Hobio eabile derao....
Rariny loatra raha toa dlrno deraiko ny Tompo
Rariny loatra satria izaho navotany
Aleloia voninahitra
Aleloia ho an'Andriamanitra
Anio sy ho doria.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1437
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 15/10/2019 08:46
