Hobio, derao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uzqsgzd Hobio, derao n'y anarany (3)
Anio sy ho doria

O vziawsw asandrato ny feonao
Ho ren'izao tontolo izao
Hidera an'Andriamanitra (ilay Tomponao)
Ilay xegre Mpahary anao

Fa tononkira.serasera.org izy anie ilay tena tia
Naniraka an'i Jesoa Kristy
Hisolo voina ahy sy ianao ( nanavotra)
Izao tontolo izao

Hobio derao....

Rariny loatra raha toa deraiko ny Tompo
Rariny loatra satria izaho navotany

Aleloia voninahitra
Aleloia ho an'Andriamanitra
Anio sy ho doria.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 1373
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 15/10/2019 08:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304