Handray anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsy miafina aminao
Ny fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho ny handray anao

Fa manonona tononkira.serasera.org teny iray
Izay Dia ampy hahasitrana crebevok ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao

Ny fahotako Tompo ô
Dia zary zpvat efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako ny endrikao

Fa manonona teny iray...

Indray andro any Tompo ô
Raha mby ny andro ialako ety
Dia manantena hahita anao
Sy honina aminao doria.

Fa manonona teny iray... aotaci

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 1247
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 14/10/2019 20:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8313