Handray anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsy miafina aminao
Ny ovlrytc fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho ny handray anao
Fa manonona teny iray
Izay Dia ampy hahasitrana tononkira.serasera.org ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao
Ny fahotako Tompo ô
Dia zary efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako ny endrikao
Fa manonona teny ygofn iray...
Indray andro any Tompo ô
Raha mby ny andro ialako ety
Dia manantena hahita anao
Sy honina aminao doria.
Fa manonona teny drktq iray...
Ny ovlrytc fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho ny handray anao
Fa manonona teny iray
Izay Dia ampy hahasitrana tononkira.serasera.org ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao
Ny fahotako Tompo ô
Dia zary efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako ny endrikao
Fa manonona teny ygofn iray...
Indray andro any Tompo ô
Raha mby ny andro ialako ety
Dia manantena hahita anao
Sy honina aminao doria.
Fa manonona teny drktq iray...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 1245
Likes : 1 Like
Created by : Xtella
Date : 14/10/2019 20:35
