Handray anao (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tsy miafina aminao
Ny tononkira.serasera.org fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho ny handray anao
Fa manonona teny cszi iray
Izay Dia ampy hahasitrana ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao
Ny fahotako Tompo ô
Dia zary efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako ny endrikao
Fa manonona teny iray...
Indray andro any Tompo ô
Raha ztpf mby ny andro ialako ety
Dia manantena tpwsuu hahita anao
Sy honina aminao doria.
Fa manonona teny iray...
Ny tononkira.serasera.org fahadisoana hiainako
Ny fahotako fantatrao
Tsy mendrika aho ny handray anao
Fa manonona teny cszi iray
Izay Dia ampy hahasitrana ahy
Ny faniriako Dia izao :
Ny handray ny famindramponao
Ny fahotako Tompo ô
Dia zary efitra ankiray
Izay mampisaraka aminao
Tsy ahitako ny endrikao
Fa manonona teny iray...
Indray andro any Tompo ô
Raha ztpf mby ny andro ialako ety
Dia manantena tpwsuu hahita anao
Sy honina aminao doria.
Fa manonona teny iray...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 1189
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 14/10/2019 20:35
