FAHASAMBARANA VALO (Matio 5,3-12, Joany 14.6) (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Unisson tous
Sambatra indrindra ny mahantra am-panahy
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatr’ izay mitomany f’halana alahelo
Handova ny tany bcdodoyp izy ireo
Ianao Tompo ô no hazavana izay Refrain chœur SATB
Miahy tononkira.serasera.org sy manilo ny fiainanay
Làlana, fiainana, fahamarinana
Matoky anao zahay.
Feonkira.
Unisson vavy (canon ténor)
Sambatra ukrw n’m’amindra fo fa hamindrana fo (hamindrany fo)
Ireo madio am-po no hahita azy (hahita azy Ray)
Unisson lahy (canon soprano)
Sambatra izay noana sy mangetaheta azy (fahamarinana...
Fa ho voky fahasoavana ... fahasoavana)
Ianao Tompo ô (ianao, ianao)
No hazavana izay (hazavana izay)
Miahy sy manilo ny fiainanay (manilo ny fiainanay)
Làlana, fiainana, fahamarinana qdrrrbn (làlana, fiainana, fahamarinana)
Matoky anao zahay (SATB)
Chœur SATB
Sambatr’ ireo zay mandala fihavanana
Tonga zanak’Andriamanitra
SOPRANO-TENOR
Sambatr’ireo miharitra zay fanenjehana
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.
Refrain CHŒUR
……..
Matoky anao zahay S-A (matoky anao –matoky anao)
Matoky anao zahay S-A (mino anao –matoky anao)
Matoky anao zahay. S-A-T-B

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 790
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 29/01/2024 21:00