FAHASAMBARANA VALO (Matio 5,3-12, Joany 14.6) (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Unisson tous
Sambatra indrindra ny mahantra am-panahy
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatr’ izay mitomany f’halana alahelo
Handova ny tany izy punmvhf ireo

Ianao Tompo ô no hazavana izay Refrain chœur SATB
Miahy sy manilo ny fiainanay
Làlana, fiainana, fahamarinana
Matoky anao zahay.

Feonkira.

Unisson vavy (canon ténor)
Sambatra n’m’amindra fo fa hamindrana fo (hamindrany fo)
Ireo madio am-po no hahita azy (hahita azy Ray)
Unisson lahy (canon soprano)
Sambatra izay noana sy mangetaheta azy  (fahamarinana...
Fa ho voky tononkira.serasera.org fahasoavana      ... fahasoavana)

Ianao Tompo ô (ianao, ianao)
No hazavana izay yvfjz (hazavana izay)
Miahy hfuocqt sy manilo ny fiainanay   (manilo ny fiainanay)
Làlana, fiainana, fahamarinana    (làlana, fiainana, fahamarinana)
Matoky anao zahay (SATB)

Chœur SATB
Sambatr’ ireo zay mandala fihavanana
Tonga zanak’Andriamanitra
SOPRANO-TENOR
Sambatr’ireo miharitra zay fanenjehana
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.

Refrain CHŒUR
……..
Matoky anao zahay S-A (matoky anao –matoky anao)
Matoky anao zahay S-A (mino anao –matoky anao)
Matoky anao zahay. S-A-T-B

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihira
Visites : 789
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 29/01/2024 21:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304