fa nitsangana tokoa (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nitsangana tokoa
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka gpqi soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao ry tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena tononkira.serasera.org anao ry Jesoanay
Mihirà ianao rmqsd ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia pmsy amen!
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka gpqi soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao ry tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena tononkira.serasera.org anao ry Jesoanay
Mihirà ianao rmqsd ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia pmsy amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 24/02/2026 17:53
