fa nitsangana tokoa (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nitsangana tokoa
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao bris ry tany fandringanana ô
dera , oieoewdz laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia tononkira.serasera.org ary antsoy
Aleloia, svsahbn Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao bris ry tany fandringanana ô
dera , oieoewdz laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho lany
miderà aleloia!
mihobia tononkira.serasera.org ary antsoy
Aleloia, svsahbn Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 240
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 24/02/2026 17:53
