fa nitsangana tokoa (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa nitsangana gyrqg tokoa
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao tononkira.serasera.org ry gbbzgowk tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho wfck lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
miderà aleloia!
Jesoa 'lay Mpanjaka soa
miderà aleloia!
dia resy teo ny herinao tononkira.serasera.org ry gbbzgowk tany fandringanana ô
dera , laza anie mandrakizay
no omena anao ry Jesoanay
Mihirà ianao ry tany ô
miderà aleloia
ary mifalia tsy ho wfck lany
miderà aleloia!
mihobia ary antsoy
Aleloia, Gloria!
ka ny tahotrao vonoy
aleloia amen!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 309
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 24/02/2026 17:53
