AVIA RY MPINO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avia ry mpino, mifalia ka mihobia
mankanesa any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna tononkira.serasera.org koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy dcpsqsfo iuqi nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy lpdrnr am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
mankanesa any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna tononkira.serasera.org koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy dcpsqsfo iuqi nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy lpdrnr am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:37
