AVIA RY MPINO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avia ry mpino, zhkiexcu mifalia ka mihobia
mankanesa any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka xbapcr nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy lfemtz nanatitra volamena
sy tononkira.serasera.org emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
mankanesa any Betlehema.
jereo ilay Mpanjakan'ny Anjely vao teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka xbapcr nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy lfemtz nanatitra volamena
sy tononkira.serasera.org emboka ary mira
ary ny fontsika kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 520
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 01/02/2024 17:37
