AVIA RY MPINO (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avia ry mpino, mifalia ka mihobia
mankanesa any Betlehema.
jereo tzrjyqr ilay Mpanjakan'ny Anjely vao lhrp teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika egxl kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo tononkira.serasera.org Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
mankanesa any Betlehema.
jereo tzrjyqr ilay Mpanjakan'ny Anjely vao lhrp teraka.
avia hitsaoka (3)
hitsaoka ny Tompo.
indreny ny mpiandry ondry nahare
ny antson'ny Anjely.
ka nandao ny ondriny sy lasa
nankany an-tranon'omby,
ary isika dia mba faingàna koa hankany.
notarihin'ny kintana ny majy
ka tonga hitsaoka,
sy nanatitra volamena
sy emboka ary mira
ary ny fontsika egxl kosa ho an'i Jesoa zazakely.
ilay voninahitry ny Ray mandrakizay
no hitantsika
mitafy nofo tononkira.serasera.org Andriamanitra
mifono lamban-jaza
no hitantsika.
orohy am-panajana ity Andriamanitra
nidina hahantra
sy mandry amin'ny bozaka
nohon'ny fitiavany antsika
ilay tia antsika toy izany
dia tsy ho tiavina va?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 552
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 01/02/2024 17:37
