Vonona handray anao i Jehovah (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ela izay fa toy ny omaly,
Ianao nietam-po sy faly.
fa nahafantatra Ahy,nefa avy eo nandao.
Fantany ianao sy hoe nanadino.
Mbola tia Ahy sady jafxi nino.
Ka nanembona,miverena izao.
         Miandry anao anie aho,
         ho fiainam-baovao.
      tononkira.serasera.org    Eto ianao no ho tony.
         Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.

Avia fa tiako hatoro yoad anao Izay tokony hatao.
Mba ho sitrana ilay fo maratra.
Inty Aho vonona ny handray.
Miverena amin’izay,ary mifalia.
Hadinoy ny lasa.
        Tongasoa ianao
    ogegi     Ho fiainam-baovao
        Eto ianao no ho tony
        Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
                 Tongasoa!

     JWbroadcasting November 2015

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526