You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Mahereza fa aza Kivy ! (Tvbroadcasting)

Maneno akoho ,d’efa mifoha.
Mivavaka izy aloha :
"Ray o!mba tahio,Zahay rehetra ampio
Mba omeo izay sahaza anio."
Na mafy aza ,ataony ahoana?
Tsy maintsy miezaka eny foana
Manamaivana izay fanahiany
‘lay hira tena tianay:
   Ref:    Mitrakà ,aza kivy ,fa Zaho tsy hanadino!
             ‘Zaho manampy anao, tanako fihino.
              Io hira io no kaloiny, Io hira io no ventsoiny,
              Hoe :”Izy no hiahy,sy hampahery anao.“
  Ny asa mandreraka aina,f’izytononkira.serasera.org tsy malaina.
     Miady mafy eny izy irery.
        Fa ny fahantrana efa tsy azony ialana;
            Soa fa misy mampahery.
Miangavy indray,manganohano,
Hoe:"Ray o! mba tohano
Mba ho toy irony voromahery ambony."
Fa kivy indray ka ampionony.
Reraka izy mba marary.
Mbola manao ‘zay vitany ihany.
Na mavesatra ny eo ampofoany,
‘lay hira no tsaroany
    Ref:    Mitrakà ,aza kivy ,fa zaho tsy hanadino!
                    ………//………
              Hoe :”Izy no hiahy,sy hampahery anao.“

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 76
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 14/08/2019 17:58:29
ID : 11978

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo