Vonona handray anao i Jehovah (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ela izay fa toy ny tononkira.serasera.org omaly,
Ianao nietam-po sy faly.
fa nahafantatra Ahy,nefa avy eo nandao.
Fantany ianao sy hoe nanadino.
Mbola tia Ahy sady nino.
Ka nanembona,miverena izao.
Miandry anao anie aho,
ho fiainam-baovao.
Eto ianao no ho tony.
begp Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
Avia fa kfmc tiako hatoro anao Izay tokony hatao.
Mba ho sitrana ilay fo maratra.
Inty Aho vonona ny handray.
Miverena amin’izay,ary mifalia.
Hadinoy ny lasa.
Tongasoa ianao
Ho fiainam-baovao
Eto ianao no ho tony
Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
Tongasoa!
gtzpyzhg JWbroadcasting November 2015
Ianao nietam-po sy faly.
fa nahafantatra Ahy,nefa avy eo nandao.
Fantany ianao sy hoe nanadino.
Mbola tia Ahy sady nino.
Ka nanembona,miverena izao.
Miandry anao anie aho,
ho fiainam-baovao.
Eto ianao no ho tony.
begp Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
Avia fa kfmc tiako hatoro anao Izay tokony hatao.
Mba ho sitrana ilay fo maratra.
Inty Aho vonona ny handray.
Miverena amin’izay,ary mifalia.
Hadinoy ny lasa.
Tongasoa ianao
Ho fiainam-baovao
Eto ianao no ho tony
Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
Tongasoa!
gtzpyzhg JWbroadcasting November 2015
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 14/08/2019 17:57
