Tsy irery mihitsy aho (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafitaka aho nafoy
Ny niantra tsy mba nisy
Dia izao tokoa ilay hoe resy
Nitady toky nefa indrisy!
wnlq Mavesatra ny fo;andositra aiza moa?
Mba iza moa no andraindraiko,
Mangidy loatra no zakaiko.
tononkira.serasera.org
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery
Jehovah miahy sy miaro ahy
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery
Raha dzzub miantso dia henoiny atqjsy
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Izay mety ho sarobidy
Noho ianao dia hafoiko
Na mety mbola hanary ahy
Ny olona akaikin’ny foko
Ianao ny ahy no itokiako
Ianao no hataoko Rova
Hifikitra aminao aho
F’ianao ilay tia ahy tsy mba miova
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery .
Jehovah miahy sy miaro ahy.
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery.
Raha miantso dia henoiny.
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Ny niantra tsy mba nisy
Dia izao tokoa ilay hoe resy
Nitady toky nefa indrisy!
wnlq Mavesatra ny fo;andositra aiza moa?
Mba iza moa no andraindraiko,
Mangidy loatra no zakaiko.
tononkira.serasera.org
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery
Jehovah miahy sy miaro ahy
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery
Raha dzzub miantso dia henoiny atqjsy
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
Izay mety ho sarobidy
Noho ianao dia hafoiko
Na mety mbola hanary ahy
Ny olona akaikin’ny foko
Ianao ny ahy no itokiako
Ianao no hataoko Rova
Hifikitra aminao aho
F’ianao ilay tia ahy tsy mba miova
Ref :f’izaho tsy very ,izaho tsy irery .
Jehovah miahy sy miaro ahy.
Dia izy efo foana ary izy hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery.
Raha miantso dia henoiny.
Tsy irery aho;tsy hafoiny.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1323
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 17/05/2019 08:55
