Vonona handray anao i Jehovah (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ela izay fa toy ny omaly,
Ianao nietam-po sy faly.
fa nahafantatra Ahy,nefa avy eo nandao.
Fantany ianao sy hoe nanadino.
Mbola tia Ahy sady nino.
Ka nanembona,miverena izao.
kzyeaxwv         Miandry anao anie aho,
         ho fiainam-baovao.
         Eto ianao no ho tony.
         Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.

Avia fa tiako hatoro anao Izay tokony hatao.
Mba ho sitrana ilay fo maratra.
Inty Aho vonona ny handray.
Miverena amin’izay,ary mifalia.
Hadinoy ny tononkira.serasera.org lasa.
       guqo  Tongasoa ianao
        Ho fiainam-baovao
        Eto ianao mbbpmyky no ho tony
        Izaho no hiahy anao fa aza miala intsony.
                 Tongasoa!

     JWbroadcasting November 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2139