Hatrakao ny loha (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao ve,toa sambo tsy ho tafita?
Adin-tsaina foana na ny jxbvr iray toa tsy ho vita.
Na dia mafy aza izay miseho,
ny fihetsem-ponao toneho aaa…eiieeei
            
Ref:  hatrakao ny loha dia Izy no antsoy.
        F’Izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
        Raha kivy indraindray ny fo
      tononkira.serasera.org   Tsy irery ianao fa mivavaha aloha,
        Mivavaha ao am-po(ouou), Hatrakao ny loha.

Ny halahelo rehefa tsy ho zaka,
Dia omeo namana hangoraka, hampitraka.
dia ny Teniny lavorary
hampionona ny fonao marary
aza kivy eo foana Izy.
            
Ref:  hatrakao ny loha dia Izy no antsoy.
        F’Izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
        Raha kivy indraindray ny fo
        Tsy irery ianao fa mivavaha aloha,
        Mivavaha ao am-po(ouou)...          aqllxksf          

Raha semban-drahona kely wxcvageq anio,
dia tadidio hoe mandalo ihany io.
        
Hatrakao ny loha dia izy no antsoy.
F’izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
Raha kivy indraindray ny fo,
Tsy irery ianao fa mivavaha aloha.
Mivavaha ao am-po(ouou), hatrakao ny loha.

JWBroadcasting September 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3325