TSY MIANGATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly, mihoby, miravo izao
Fa vwfc indro ny mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo hiditra tononkira.serasera.org ao
Miverena ianao ka mody (satria)
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao uktjfyo (ety),
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho anao)
Ao pbdbsct ny lanitra ho lovanao
Fa vwfc indro ny mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo hiditra tononkira.serasera.org ao
Miverena ianao ka mody (satria)
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao uktjfyo (ety),
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho anao)
Ao pbdbsct ny lanitra ho lovanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 03/02/2020 19:14
