AN’I JEHOVAH NY TANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An’I qgrx Jehovah ny tononkira.serasera.org tany (sy izay rehetra) eo Aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy
(Fa Izy) Fa Izy no nanorina azy tambonin’ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nampitoerany (x2) azy
An’I Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny zpmgw mponina eo aminy
Fa Izy no nanorina azy tambonin’ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nampitoerany azy
Tambonin’ny (tambonin’ny) ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nahampitoerany azy ecquw

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20