AMPIANARO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hkrm Manavia ny saiko ny tononkira.serasera.org hisaotra Anao
Rehefa misy jaly izay zakain’ny fo
Fa ny fifaliana ihany hatrizao
No mba nanehoako fisaorana eram-po
Ampianaro aho ry Tompo be fitia
Hanana toetra soa sy vaovao
Ka na fahoriana aza no mangia
Aoka re ny foko hahay misaotra Anao
Zavatra tsy haiko ny mamohafoha
Andro sarobidy izay natolotrao
Fa pakg ‘reo ratsy maloka avokoa
Sisa mba tadidy ho avy Taminao
Ampianaro aho ry Tompoko Tsitoha
Hahatsiaro koa ‘reo soa natolotrao
Ampianaro aho mba hitadidy koa
Irony lohataona ‘zay nabaliakanao
________________
(Tononkalo nosoratan'i Rado, ldwskx jona 1993)
Rehefa misy jaly izay zakain’ny fo
Fa ny fifaliana ihany hatrizao
No mba nanehoako fisaorana eram-po
Ampianaro aho ry Tompo be fitia
Hanana toetra soa sy vaovao
Ka na fahoriana aza no mangia
Aoka re ny foko hahay misaotra Anao
Zavatra tsy haiko ny mamohafoha
Andro sarobidy izay natolotrao
Fa pakg ‘reo ratsy maloka avokoa
Sisa mba tadidy ho avy Taminao
Ampianaro aho ry Tompoko Tsitoha
Hahatsiaro koa ‘reo soa natolotrao
Ampianaro aho mba hitadidy koa
Irony lohataona ‘zay nabaliakanao
________________
(Tononkalo nosoratan'i Rado, ldwskx jona 1993)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1741
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
