AFAKA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hangina ny foko, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ravoravo ery ny Fanahy, he olona afaka aho
(Tsy ho adinoiko urlr re) Raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe izay nanavotana ahy tokoa
Tanatin’ny aizinkitroky ny famoizam-po
He afaka (x2) aho, he azoko tokoa ny famonjena ahy
Ny Tompo nanavotra ahy, he afaka aho
tononkira.serasera.org Tsy ho hadinoiko re, raha mbola miaina koa
‘Lay fitiavan-dehibe, lmeax nanavotana ahy tokoa
Avotra no azoko, voavaha ny fatotro
Ho tanako tokoa ilay famonjena abbpnam ahy
Efa maty aho, voagejan’ny otako
Kanefa tsapako fa voavonjy aho,
Noho ilay Mpamonjy, ka afaka aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 2134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:21