FA MITOVY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa Jesoa Mpamonjy nidina tety e! e!
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy ovmjcu isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena mba ho ety ô! ô!
Dia ho antsika rehetra tzwmm tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy vbgdtjp manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny mpanota tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika tononkira.serasera.org ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy ovmjcu isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena mba ho ety ô! ô!
Dia ho antsika rehetra tzwmm tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy vbgdtjp manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny mpanota tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika tononkira.serasera.org ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
--------
Rohy:
Hevitra
mamybernard
(
24/08/2020 23:42)
miarahaba oh, mangataka audio anity hira ity azafady indrindra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1961
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
