AMINAO JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao Jehovah ô no hanandratako ny fanahiko
Andriamanitra ô, Andriamanitra dncrthzm ô
Ianao no hitokiako, koa aoka tsy ho menatra aho
Ianao no hitokiano, aoka tsy ho menatra aho
Aoka tsy hifalian’ny fahavaloko aho

Andriamanitra ô, Andriamanitra ô

Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry Anao
Fa izay mivadika foana re no ho menatra

Ampahafantaro ny làlanao aho (Jehovah ô)
Ampianaro ny sitrakao aho
Ampahafantaro mkghviv ny tononkira.serasera.org làlanao (aho Jehovah ô)

Ampahafantaro buoq ny làlanao (aho Jehovah ô)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 3103
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20