AKAIKINAO (Slow) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° Tsaroako anio Jeso ny fanavotanao
Fa tao an-davaka aho no nakarinao
Ny sandrinao mahery no natsotranao
Hitarika ahy ho eo anilanao
Réf :‘Zao no voady ataoko Aminao (Jesosy o!)
Voadiko anio mandrakizay
Ts’hisy hahasarak’ahy tsy hitoetra eo anilanao
Ho eo an-tongotrao akaikinao
2° He sambatr’aho Jeso satria voasasanao
tmsbbb Ny heloko rehetra dia voavelanao
Ny fiainako tontolo dia navaozinao
Ho mendrika tokoa ny nvss lapanao
3° Endrey ny hafaliako manana Anao
Ny lanitrao no amboarinao ho tranoko
Ireo Anjely maro jgcm izay midera anao
tononkira.serasera.org No hiaraka amiko eo akaikinao
Fa tao an-davaka aho no nakarinao
Ny sandrinao mahery no natsotranao
Hitarika ahy ho eo anilanao
Réf :‘Zao no voady ataoko Aminao (Jesosy o!)
Voadiko anio mandrakizay
Ts’hisy hahasarak’ahy tsy hitoetra eo anilanao
Ho eo an-tongotrao akaikinao
2° He sambatr’aho Jeso satria voasasanao
tmsbbb Ny heloko rehetra dia voavelanao
Ny fiainako tontolo dia navaozinao
Ho mendrika tokoa ny nvss lapanao
3° Endrey ny hafaliako manana Anao
Ny lanitrao no amboarinao ho tranoko
Ireo Anjely maro jgcm izay midera anao
tononkira.serasera.org No hiaraka amiko eo akaikinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 2056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
