TSY MIANGATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly, mihoby, miravo izao
Fa indro ny pjdrtzy mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo hiditra ao
Miverena ianao ka tononkira.serasera.org mody (satria)
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra wvjsl mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao (ety), ltqahmb
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho anao)
Ao ny lanitra ho lovanao
Fa indro ny pjdrtzy mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo hiditra ao
Miverena ianao ka tononkira.serasera.org mody (satria)
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra wvjsl mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao (ety), ltqahmb
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho anao)
Ao ny lanitra ho lovanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1314
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
