ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO ? (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) (sa ve)
Sa ny olona hoy aho e! (x2)
No efa leo (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy rotitra intsony Izy mitady anao wmszw (x2)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) (sa ve)
Sa ny olona ho aho e! (x2)
No manao tsy ho tola (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy mihevitra fa-tsy harena sy vola (x2)
Andriamanitra tsy mandao (x2)
Fa ny olona hoy aho e no dubkmkw manao (no manao)
No manao izay tiany atao
Fa feno haratsiana ny fiainana an-tany (x2)
Inona hoy aho no mahatonga izany
Ô Jeso! (x2) Aza mba avfakxq ahafoiano izahay!
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
No mandao (x3) (sa ve)
Sa ny olona ho aho e! (x2)
No be lalao e! (x3)
Andriamanitra ve no mandao ? (x2)
Ka tsy hitany tononkira.serasera.org intsony izay tokony hatao (x2)
Misy fetra anie ny fotoana (ny fotoana e)
Hivavahana sy hitalahoana (sy hitalahoana e)
Mba tsy ho tratry ny ngidin’ny nenina mafy (tsy laitra)
Tsy laitra ianao (ianao e)
Misy fetra anie ny fotoana (ny fotoana e)
Hivavahana sy hitalahoana (sy hitalahoana e)
Mba tsy ho tratry ny ngidin’ny nenina mafy (tsy laitra ô)
Tsy laitra ianao
Andriamanitra tsy mandao (x2)
Io Izy miandry ahy sy ianao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1853
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20