TSY MIANGATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly, urkruu mihoby, miravo izao
Fa indro ny mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo ntxelcnu hiditra ao
Miverena ianao ka mody (satria) tononkira.serasera.org
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao (ety),
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho xsqzi anao)
Ao ny lanitra ho lovanao
Fa indro ny mpamonjinao
Lay Jesosy namorona anao injao
Mandona ny fo ntxelcnu hiditra ao
Miverena ianao ka mody (satria) tononkira.serasera.org
Miandry anao Ilay Tompo tia
Aza reraka mamaky loha
Amin-javatra mety ho lo
Fa Jesosy dia tsy miangatra
Fa manampy sy mampianatra
Didy Masina izoranao
Fifankatiavana no hajao
Ndeha lazao ary koa ambarao
Ho ren’ireo manodidina anao
Fa ho afaka ny adinao satria
Jesosy no tonga izao
Avy hadrodana ka hanavao (ety),
Avy hanaisotra ny otanao (anio)
Avy hanolotra fiainana vao (ho xsqzi anao)
Ao ny lanitra ho lovanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 03/02/2020 19:14
