AKAIKINAO (Jazz) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Akaikinao ry Ray malala,
No faniriako sy mamiko izao
Tazony mafy aho mba tsy hiala
Hifikitra aho hiaraka Aminao

Mbola tanora sy maitso volo
Izao tontolo izao manintona gxorw avokoa
Mila hambabo anay daholo
Kanefa rendrarendra tsy mba misy soa

Ref :
Tantanonao ry Jeso Zoky be fitia
Fa sarotra sy maizina ny seevzucw lalanao (3-4e voix)
Ry Tompo tia italahoana manampia
Tsiloviao ny dianay mandrakizay

A/C: RAKOTONDRATSIMA yzxwmo Andriamalala,
Copyright OMDA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 1701
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306