AMPIRAISO IZAHAY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay
Hataky ny Tomponay
Hampiray ho iray
Izao tontolo izao
No vavak'Aminao

Mba ho iray ihany
Hatreto an-tany
Ny mino ka tsy hanadino
Fa hanao zanakao.

Mbola misy ary tena misy
Ny fisarahana, eny misy
Noho ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon'afaka

Tsy hisy intsony anie
'Reo finoana be dia be
Nampisarak'hatrizao
Na dia samy zanakao

Ry Ray Hianao no nampiray
Ampiraiso izahay
Fa izay no vavakay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 883
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3794