NY FITIAVANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao Jesoa ô! Tompo sy Mpamonjiko
Fitia tsy mba manam-petra, fitiavana madio satria
Natolotrao ny ainao mba hamonjenao ny olonao
(Natolotrao ny fitiavanao Jesoa)
(Natolotrao ny fitiavanao, ny fitiavanao)
(Natolotrao mba hamonjena ny olonao)
Fitia mampianatra anay mba hifankatia (Izahay)
Hifampitsimbina (ary) hifampitondra koa
Satria ny fitiavanao mamelona
Ny fitiavanao wqxw qexxdqe ry Jesoa ô!
(Tsotra sy marina tokoa hguapr ny fitiavanao Jesoa)
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Madio sy marina tokoa ny tononkira.serasera.org fitiavanao Jesoa)
Zava-mahagaga anay ny fitiavanao (Jesoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 950
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 01/02/2020 08:41