NY FITIAVANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao Jesoa ô! Tompo sy Mpamonjiko
Fitia tsy mba manam-petra, fitiavana usaj madio satria
Natolotrao ny ainao mba hamonjenao tononkira.serasera.org ny olonao
(Natolotrao ny fitiavanao Jesoa)
(Natolotrao ny fitiavanao, ny fitiavanao)
(Natolotrao mba hamonjena ny olonao)
Fitia mampianatra anay mba hifankatia (Izahay)
Hifampitsimbina (ary) hifampitondra koa
Satria vfkqmav ny fitiavanao mamelona
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Tsotra sy marina tokoa ny fitiavanao Jesoa)
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Madio sy marina tokoa ny wvjxhyl fitiavanao Jesoa)
Zava-mahagaga anay ny fitiavanao (Jesoa)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 950
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41