NY FITIAVANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao yjet Jesoa ô! Tompo sy Mpamonjiko
Fitia tsy mba manam-petra, tononkira.serasera.org fitiavana madio satria
Natolotrao ny ainao mba hamonjenao ny olonao
(Natolotrao ny fitiavanao Jesoa)
(Natolotrao ny fitiavanao, ny fitiavanao)
(Natolotrao mba hamonjena ny olonao)
Fitia mampianatra anay mba hifankatia (Izahay)
Hifampitsimbina (ary) hifampitondra koa
Satria ny fitiavanao tcbajib mamelona

Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Tsotra sy marina tokoa ny fitiavanao Jesoa)
Ny fitiavanao ry Jesoa ô!
(Madio sy marina tokoa ny fitiavanao Jesoa)
Zava-mahagaga anay ny fitiavanao (Jesoa)

nvmvkc

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3591