NOTOLORANAO FANEVA (160 TAONA FG) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry Jehovah Ray Tsitoha
Hoderainay Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany lamxp tokoa tokoa
Noho ny tononkira.serasera.org fahamarinanao
2 Tsy navelanao ho very
Ireo asa izay natao
Fa ny sandrinao mahery
No mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
rxpings Fa voafidy hianao
Miadia nxrl ny ady tsara
Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
Hoderainay Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany lamxp tokoa tokoa
Noho ny tononkira.serasera.org fahamarinanao
2 Tsy navelanao ho very
Ireo asa izay natao
Fa ny sandrinao mahery
No mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
rxpings Fa voafidy hianao
Miadia nxrl ny ady tsara
Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 915
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17
