NOTOLORANAO FANEVA (160 TAONA FG) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry Jehovah Ray Tsitoha
Hoderainay Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
tononkira.serasera.org Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany tokoa tokoa
Noho ny fahamarinanao
2 Tsy navelanao hbfrhx ho very
Ireo asa izay natao
Fa ny gexrm sandrinao mahery
No stgcbj mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
Fa voafidy hianao
Miadia ny ady tsara
Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
Hoderainay Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
tononkira.serasera.org Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany tokoa tokoa
Noho ny fahamarinanao
2 Tsy navelanao hbfrhx ho very
Ireo asa izay natao
Fa ny gexrm sandrinao mahery
No stgcbj mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
Fa voafidy hianao
Miadia ny ady tsara
Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 947
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
