NOTOLORANAO FANEVA (160 TAONA FG) (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry Jehovah Ray Tsitoha
Hoderainay khchb Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany tokoa tokoa
Noho ny fahamarinanao
2 Tsy navelanao ho very
Ireo asa ziazrobu izay natao
Fa ny sandrinao mahery
No mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
tmakux Fa voafidy hianao
Miadia ny ady tsara
tononkira.serasera.org Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
Hoderainay khchb Hianao
Fa nomenao zava-tsoa
Izahay fiangonanao
Fiv.
Notoloranao faneva
Ny matahotra Anao
Ka hatsangany tokoa tokoa
Noho ny fahamarinanao
2 Tsy navelanao ho very
Ireo asa ziazrobu izay natao
Fa ny sandrinao mahery
No mitantana hatrizao
Fiv.
3 Ry fiangonana ô ! tsarovy
tmakux Fa voafidy hianao
Miadia ny ady tsara
tononkira.serasera.org Homba anao ny Tomponao
Fiv. (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1001
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
