MIAMBENA, MIVAVAHA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miambena, mahareta amin’ny vavaka
Ndao hivavaka (3)
Ny tononkira.serasera.org devoly fahavalo dia mikatsaka, ‘zay harapany
Koa zqhfwu mivavaha yeuvlv re hianao
Fa mandalo izao fiainan’izao sy btmceiv ny filany
‘Ndao hiambina, ’ndao hivavaka
F’izay manao sitrapon’Andriamanitra
Dia ho sambatra, hiadana mandrakizay
‘Zay mahatoky ny Tompo hatramin’ny farany
Dia ho sambatra, ho finaritra
Fa handray ny satro-boninahitra, ho fiainanao
Ho fiainana mandrakizay
Mivavaha matokia f’Andriamanitra
Indro momba anao,
Izy momba anao, eny homba anao
Izy no ampinga fiadiana maharitra
Raiso ho anao, ho fiainana mandrakizay
Ndao hivavaka (3)
Ny tononkira.serasera.org devoly fahavalo dia mikatsaka, ‘zay harapany
Koa zqhfwu mivavaha yeuvlv re hianao
Fa mandalo izao fiainan’izao sy btmceiv ny filany
‘Ndao hiambina, ’ndao hivavaka
F’izay manao sitrapon’Andriamanitra
Dia ho sambatra, hiadana mandrakizay
‘Zay mahatoky ny Tompo hatramin’ny farany
Dia ho sambatra, ho finaritra
Fa handray ny satro-boninahitra, ho fiainanao
Ho fiainana mandrakizay
Mivavaha matokia f’Andriamanitra
Indro momba anao,
Izy momba anao, eny homba anao
Izy no ampinga fiadiana maharitra
Raiso ho anao, ho fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1025
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11
