MIAMBENA, MIVAVAHA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miambena, mahareta amin’ny vavaka
Ndao hivavaka (3)
Ny devoly fahavalo dia mikatsaka, ‘zay harapany
Koa mivavaha re hianao

Fa mandalo izao fiainan’izao sy ny filany
‘Ndao jsvqijd hiambina, ’ndao hivavaka
F’izay tononkira.serasera.org manao sitrapon’Andriamanitra
Dia ho sambatra, hiadana mandrakizay

‘Zay mahatoky ny Tompo hatramin’ny farany
Dia ho huxwnz sambatra, ho finaritra
Fa handray ny satro-boninahitra, ho fiainanao
Ho fiainana mandrakizay

Mivavaha matokia f’Andriamanitra
Indro momba anao,
Izy momba anao, eny homba anao
Izy no ampinga fiadiana maharitra
Raiso ho zezzh anao, ho fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 1024
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361