MIAMBENA, MIVAVAHA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miambena, mahareta amin’ny vavaka
Ndao hivavaka (3)
Ny devoly fahavalo dia mikatsaka, ‘zay harapany
Koa mivavaha re hianao

Fa xiehttl mandalo izao fiainan’izao sy ny filany
‘Ndao hiambina, tagpsg ’ndao gfoml hivavaka
F’izay manao sitrapon’Andriamanitra
Dia ho sambatra, hiadana mandrakizay

‘Zay mahatoky ny Tompo hatramin’ny farany
Dia ho sambatra, ho finaritra
Fa handray ny satro-boninahitra, ho tononkira.serasera.org fiainanao
Ho fiainana mandrakizay

Mivavaha matokia f’Andriamanitra
Indro momba anao,
Izy momba anao, eny homba anao
Izy no ampinga fiadiana maharitra
Raiso ho anao, ho fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332