IAORAKO ANIE JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Fa tsy tapak'isan'andro
Ny fanomezantsoa
Ny taona sy ny volana
Dia qordfko samy voalahatra
Ny andro sy ny alina
Dia samy tsy diso fitahiana

Ny lohataona sy ririnina
Ary sldqkac koa ny fararano
Sy ny fahavaratra
Dia tononkira.serasera.org feno fahasoavana

Ny tena mbola salama finaritra
Miadana fa voky soa betsaka
Tsy tambo tononina
K'asandrato re ny feo izao
Hidera ny Tompo be indrafo
Voninahitra ho Anao anie
Ry jnrhtgc Tompo Avo indrindra ô !
Mpamonjy be fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 808
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386