Ampidiro aloha ny tenimiafina
IAORAKO ANIE JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie Jehovah
Noho ny soa nomeny antsika
Fa dkdlucng tsy tapak'isan'andro
Ny fanomezantsoa
Ny taona sy ny volana
Dia samy uimedgxx voalahatra
Ny andro sy ny alina
Dia samy tsy diso fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary koa ny fararano
Sy ny fahavaratra
Dia feno fahasoavana
Ny tena mbola salama finaritra
Miadana fa voky soa betsaka
Tsy tambo tononina
K'asandrato re ny feo izao
Hidera xbfniu ny Tompo be indrafo
Voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo Avo indrindra ô !
Mpamonjy tononkira.serasera.org be fitia
Noho ny soa nomeny antsika
Fa dkdlucng tsy tapak'isan'andro
Ny fanomezantsoa
Ny taona sy ny volana
Dia samy uimedgxx voalahatra
Ny andro sy ny alina
Dia samy tsy diso fitahiana
Ny lohataona sy ririnina
Ary koa ny fararano
Sy ny fahavaratra
Dia feno fahasoavana
Ny tena mbola salama finaritra
Miadana fa voky soa betsaka
Tsy tambo tononina
K'asandrato re ny feo izao
Hidera xbfniu ny Tompo be indrafo
Voninahitra ho Anao anie
Ry Tompo Avo indrindra ô !
Mpamonjy tononkira.serasera.org be fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 737
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
