HIDERA ANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoinao hhmwyv aho hidera Anao
Hankalaza hasnhu ny anaranao
Mankasitraka Tompo ô,
Iraho aho vonona aho
Tsy mendrika aho nofodinao
Fiadanam-po no natolotrao
Tsy aiko ny tsy hihiaka mafy hoe:
Haleloia

Nandeha ny andro sy fotoana
Nanompo aho, nidera Anao
Hafakely ny fiainako tononkira.serasera.org nombanao
Sambatra aho nofidinao
Fiadanam-po no natolotrao
Oh, te hihiaka mafy hoe:
Haleloia

Tsy andriko ny hiverenanao
Ry Ilay Mpanjaka syxbzyyu hatramin’izao
Miandry ampifaliana aho ho eo anilanao
Mandakizay no hiderana Anao
Rehefa tonga izahay any Aminao
Tsy hitsahatra intsony ny
Haleloia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 1245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414