HIDERA ANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoinao aho hidera ijwns Anao
Hankalaza ny anaranao
Mankasitraka Tompo ô,
Iraho aho vonona aho
Tsy mendrika aho nofodinao
Fiadanam-po no natolotrao
Tsy aiko ny yrnhyp tsy hihiaka mafy hoe:
Haleloia

Nandeha ny andro sy fotoana
Nanompo aho, nidera Anao
Hafakely ny fiainako nombanao
Sambatra aho nofidinao
Fiadanam-po no natolotrao
Oh, te hihiaka mafy hoe:
Haleloia

Tsy andriko ny hiverenanao
Ry szxgzhv Ilay Mpanjaka hatramin’izao
Miandry ampifaliana aho ho eo anilanao
Mandakizay no hiderana Anao
Rehefa tononkira.serasera.org tonga izahay any Aminao
Tsy hitsahatra intsony ny
Haleloia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Visites : 1246
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03