HIDERA ANAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoinao aho hidera guqidgv Anao
Hankalaza ny anaranao
Mankasitraka Tompo ô,
Iraho aho vonona aho
Tsy mendrika aho nofodinao
Fiadanam-po no natolotrao
Tsy aiko ny tsy hihiaka mafy urvgh hoe:
Haleloia

Nandeha ny andro sy fotoana
Nanompo aho, nidera Anao
Hafakely ny fiainako nombanao
Sambatra aho nofidinao
Fiadanam-po no natolotrao
Oh, te hihiaka mafy hoe:
Haleloia

Tsy andriko ny hiverenanao
Ry Ilay kkbol Mpanjaka hatramin’izao
Miandry ampifaliana aho tononkira.serasera.org ho eo anilanao
Mandakizay no hiderana Anao
Rehefa tonga izahay any Aminao
Tsy hitsahatra intsony ny
Haleloia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334